BEGIN:VCALENDAR
VERSION:2.0
CALSCALE:GREGORIAN
METHOD:PUBLISH
BEGIN:VEVENT
SUMMARY:"IRAY VOLAN'NY TENY MALAGASY" - BELJIKA - 29 JONA 2024
DTSTART:20240629T080000Z
DTEND:20240629T210000Z
DTSTAMP:20261104T163249Z
CATEGORIES:
DESCRIPTION:\nSabotsy 29 Jona 2024\n\nFamaranana ny fankalazana ny\n\n"IRA
 Y VOLAN'NY TENY MALAGASY"\n\n-----*-----\n\nHetsika hiarahana amin'ireo "S
 akaizan'ny Akademia Malagasy aty ampielezana" izay tarihin'i "Masoandron
 tsoa"\, Poety\, mpanoratra\, mpikambana CLUB 1808\, miaraka amin'ireo fik
 ambanana vonona ny hiaro sy hanandratra avo ny Teny Malagasy.\n\nLohahevit
 ra : "TENY MALAGASY : SOMPI-PAHENDRENA"\n\n10 ora sy sasany : fandraisana 
 ny vahiny.\n\n11 ora : fanombohana ny fotoana\, valan-dresaka arahina taka
 lo mahakasika ny lohahevitra.\n\n1 ora folakandro : famaranana ny fotoana\
 , varotra fampirantiana boky\, sary hosodoko\, fifanakalozana amin'ireo mp
 anoratra sy ireo fikambanana samihafa mivondrona ato anatin’ny Sakaizan'
 ny Akademia aty ampielezana\, angano\, antsa tononkalo\, kalokalo sy fiara
 ha-mifaly.\n\nVOAFETRA ny toerana (amin'ny fanatrehana ny vela-kevitra)\n\
 n	 \n\nMpandray anjara\n\n	 \n\nRtoa Pr. ANDRIANARISOA Hasina Olga / "N
 y kabary: sompitra mitahiry ny fahendrena malagasy"\n\nMpampianatra mpika
 roka  Linguiste & Ethnologue\, Tale pedagôjika Fampianarana  Teny Mala
 gasy maneran-tany (FTM)\, Talen’ny fikarohana Faritany FI.MPI.MA Suiss
 e\n\n	 \n\nSEM Jean Omer BERIZIKY\n\nMasoivohon'i Madagasikara eto Benel
 ux\n\n	 \n\nAtoa RANJATOHERY Harilala A. / "Ny raki-tsarobidin'ny teny m
 alagasy"\n\nMpahay tantara Filoha lefitry ny Sokajy voalohany\, Haikanto 
 sy Hailaza ao amin'ny Akademia Malagasy\n\n	 \n\nMasoandrontsoa - Rojo R
 ANAIVOARISOA / "Ny tantara an'onjam-peo sy ny tontolom-panabeazana ny fia
 rahamonina malagasy"\n\nPoety - Mpanoratra\, Mpilalao tantara an'onjam-pe
 o\, Mpikambana CLUB 1808\n\n	 \n\nDoloïer Poeta Betsimisaraka / " Ny f
 ahendrena malagasy hita soritra anaty lahabolana Betsimisaraka avaratra"\n
 \nZama\, Mpanoratra\, Mpanabe olon-tsahala\, Mpampiofana\, Mpanentana\
 n\n	 \n\nDina RABEARIVELO\n\nMpanakanto - Mpanao hosodoko\n\n	 \n\n-----
 *-----\n\nSolontena Benelux : +32 468 36 37 82\n\nClub 1808 : +33 651 69 8
 5 98 - contact@club1808.com\n
LOCATION:Rue Armand de Moor 2 1421 Braine-l'Alleud - BE
ORGANIZER:CLUB 1808
END:VEVENT
END:VCALENDAR
